|
|
|
|

Entrée1  manetry tena
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona
Explications en anglais  4  [1.7] to humble oneself
Explications en français  5  [1.8] s'humilier, être humble
Exemples  6  [2.996] Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
Mots élémentaires  7  manetry, tena
Synonymes  8  mietry tena
Analogues  9  mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena

Mis à jour le 2024/12/10